|
|
|
|

Teny iditra 1  kaonty
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao
11 Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 an account [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 compte [1.8]
Ohatra  14  Mpanao kaonty no asako. [2.4#]
15  Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472#]
16  Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny kaonty. [4.27#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe kaonty

Fivaditsoratra  18 kanoty, kaonty, 19 kitano, 20 kitona, 21 ontika, 22 takony, 23 tokina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19