|
|
|
|

Teny iditra1  kaoperativa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikambanan' olona mpamokatra na mpihinana izay manambatra ny asany na ny volany mba hananganana zava-mamokatra iray, ka miara-manana na miombona koa amin' ny vokatra azo
Voambolana  4  Toe-karena: varotra

Fivaditsoratra  5  kaoperativa, voaparitake

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21