Teny iditra (1/2) | 1 kaosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (akory izato izy) Teny ifampiarahaban'ny hova amin'ny foko merina: Kaosy, tompoko |
Voambolana |
4 Teny fanajana |
Mpanahaka | 5 tsarava |
Teny nalaina | 6 Soratra misy io teny kaosy io |
Teny iditra (2/2) | 7 kaosy |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Kanosa, saro-tahotra |
Fivaditsoratra | 10 akiso, akosi, asiko, asoki, isako, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saiko, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |