|
|
|
|

Teny iditra 1  kaozatra
Fototeny  2 ozatra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Mahia dia mahia, afa-nofo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 very thin, emaciated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 très maigre, décharné [1.8]
Ohatra  9  Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary. [2.472#]

Fivaditsoratra  kaozatra, 10 tarazoka, 11 tarozaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19