|
|
|
|

Teny iditra1  kapitalisma
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny [1.1]
Ohatra  5  Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena. [1.369#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29