Teny iditra kapiteny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny lietnà ary ambanin' ny komandà; mitovy fahamboniana amin' ny lieutenant de vaisseau amin' ny tanisa andranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A captain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Capitaine [1.8]
Ohatra 
1Manao ahoana, hono, ny Kapiteny Cadet? [2.643]
2Gaga ry zareo fa hay kapiteny kely mainty hoditra ilay izy. [2.472]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: capitaine.
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30