|
|
|
|

Teny iditra1  kapohina
Fototeny  2  kapoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Velezina amin-javatra mba halemy: Kapohina ny hoditra vao hamidy
5  Vonoina amin-tanana na zavatra: Kapohina ny zaza maditra
6  Sazina, faizina: Kapohin' Andriamanitra ny ratsy fanahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be beaten, to be flogged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qu'on bat, qu'on frappe [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny kapohina io

Fivaditsoratra  15  kapohina, kopahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20