Teny iditra | kapoly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tandroy, Tsimihety] Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Fivaditsoratra | kapoly, kolipa, piloka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |