Teny iditra kaporaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A corporal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Caporal [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: caporal.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31