Teny iditra (1/3) | 1 kapy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza olona azo babo, sambobelona ivelan' ny ady |
Teny iditra (2/3) | 4 kapy |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Hena mahia sady mafy |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 kapikapy |
Teny iditra (3/3) | 9 kapy |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Mahia, manify kely, kapilany |
Fivaditsoratra | 12 apik, kapy, kipa, paky, pika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |