Teny iditra | 1 karaingo |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny toetran' ny rantsam-batana miforitra sy henjana mitambonkina noho ny aretina na raina nahazo. |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 angariko, angaroky, angirako, aringako, irangako, karaingo, organika, rangaiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |