Teny iditra karakaraina (karakara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako
Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy
Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika
Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be cared for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont on a soin [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : karakaraina, karakaraiko, karakarainao, karakarainy, karakaraintsika, karakarainay, karakarainareo, karakarain', karakarain-, karakaraim-, karakarai-
Ny lasa : nokarakaraina, nokarakaraiko, nokarakarainao, nokarakarainy, nokarakaraintsika, nokarakarainay, nokarakarainareo, nokarakarain', nokarakarain-, nokarakaraim-, nokarakarai-
Ny hoavy : hokarakaraina, hokarakaraiko, hokarakarainao, hokarakarainy, hokarakaraintsika, hokarakarainay, hokarakarainareo, hokarakarain', hokarakarain-, hokarakaraim-, hokarakarai-
Filaza mandidy : karakarao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20