|
|
|
|

Teny iditra 1  karamaina
Fototeny  2 karama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampiasaina ka omena karama: Mpanetsa roapolo no nokaramainay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be hired for wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on salarie [1.8]

Fivaditsoratra  11 ikaramana, karamaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19