|
|
|
|

Teny iditra1  karananga
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazana katsaka izay maro karazana ny volon' ny voany amin' ny babiny iray, fa misy fotsy, mavo, mena [Betsileo] [1.1]

Fivaditsoratra  5  karananga, karangana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31