Teny iditra kararavina (ravina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [1.10]
 Manify dia manify
Mitovy hevitra: elatr' angidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Très mince comme une toile d'araignée [1.3]
Ohatra Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03