Teny iditra karatoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bara hazo mifantsika amin' ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin' ny vy mihonkona amin' ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Loquet [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31