|
|
|
|

Teny iditra1  karnina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] carbone
Voambolana  5  Simia
Mpanahaka  6  C
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  karbônina, nokabarin

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21