Teny iditra | 1 karenina |
Fototeny | 2 renina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara 5 ary koa ny vilany tsy dia malady loatra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qui n'écoute rien, têtu 7 se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu [1.3#314] |
Fivaditsoratra | 8 arin-kena, karenina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |