|
|
|
|

Teny iditra 1  karetsahina
Fototeny  2 karetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Itsoriahana, asiana faingana, asiana tampoka vetivety: Nokaretsahin' ny fahavalo ny tanàna. / Nokaretsahiny totohondry ny lohan-janako [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21