Teny iditra karibonetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon' ny olona matetika amin' ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bicarbonate of soda [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bicarbonate de soude [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: bicarbonate.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31