|
|
|
|

Teny iditra 1  kasihina
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana
9 Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on touche [1.3#316]
Ohatra  11  Marary ny voamaso rehefa kasihina. [2.424#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kasihina, 13 sihanaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21