Teny iditra | kasihina (kasika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kasihina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |