|
|
|
|

Teny iditra1  kasikasy (kasy)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
9  Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285]
Fanazavàna teny anglisy  10  vain, showy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  orgueilleux [1.8]
Ohatra  12  Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly. [2.324#]
Tovy hevitra  13  kasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03