Teny iditra | katita | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Kalita, tsy azo itokiana loatra fa mpandaingalainga [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | katita | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Kely be hatsikana, mpandaingalainga kely [1.1] | |||
Tovy hevitra | kateta | |||
Fivaditsoratra | katita, kitata, tatàky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |