| Teny iditra | 1 katsokatso |
| Fototeny | 2 katso |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Marani-doha
7 Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana [1.1] |
| Tovy hevitra | 8 katso |
| Fivaditsoratra | katsokatso, 9 kotsakotsa, 10 tsakotsako |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|