Teny iditra | 1 kelihandrina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [2.415#6622] A forte tête et au petit front. La pièce de cinq francs à l' effigie de Charles X. |
Ohatra |
4 [2.436#] Kanefa ankoatra an' ireo, dia mbola nisy vola hafa koa nampiasaina, toy ny vola Beloaka, Elatra, Andohalambo, Mandrihavia, Madio na Ampongabe, Vavy, kelihandrina, Tranompitaratra. |
Voambolana |
5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Singan-teny | 6 kely, handrina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |