|
|
|
|

Teny iditra 1  kenakenaina
Fototeny  2 kenakena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina ampitandremana fatratra: Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky
9 Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy: Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ikenakenana, kenakenaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21