|
|
|
|

Teny iditra 1  kendrena
Fototeny  2 kendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tilina atao izay hahazoana azy, hahavoa azy: Kendren' ny saka ilay voronkely
9 Tadiavina ho azo: Ny soa no kendreko ho an' ny tanindrazako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be aimed at, to be sought after [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on vise, qu'on se propose [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19