|
|
|
|

Teny iditra 1  kenona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa [1.1]
Tovy hevitra  6 kenonkenona
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe kenona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22