Teny iditra | keokeoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo heno amin' ny fikepokepohan' ny nify voankazo mbola manta na taolana malemy. [1.1] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | keokeoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Karazam-borona; kitanotano [1.78] | ||||||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |