|
|
|
|

Teny iditra 1  kerakeraina
Fototeny  2 kerakera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Saratsarahina: Kerakerao ireo mololo ireo ho maina haingana
9 Alanto, alamina: Nokerakerainy ny taratasy tao anaty vata fa isy hitany ilay taratasy notadiaviny
10 Amboarina: Kerakerao ny herana hanaovana tsihy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04