|
|
|
|

Teny iditra 1  ketohina
Fototeny  2 ketoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kekerina mafy, terena amin' ny nify na amin' ny tandra: Noketohin' ny saka ny tanan' i Koto ka nandeha ra
9 Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin' ny takolapanenitra ny tongotro. / Ketohin' ny hatsiaka [1.1]

Fivaditsoratra  10 Henokita, ketohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04