|
|
|
|

Teny iditra1  kevokevoka
Fototeny  2  kevoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  Nahazo basikely Ilita ka kevokevoka ery mitifitifitra izao zavatra rehetra izao. [1.10#K164]
5  Ampy ho an' ny Malagasy ny mandre an' izany hoe "vita vazaha" izany, tsy dia misalasala izy mividy ilay zavatra sady kevokevoka ery mandoka azy amin' ny namany koa hoe "tena vita vazaha mihitsy ity" [1.317]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11