|
|
|
|

Teny iditra 1  kiahina
Fototeny  2 kiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko
9 Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny
10 Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be scratched [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on effleure ou égratigne en passant [1.8]

Fivaditsoratra  13 ankihia, 14 ihikana, 15 kaihina, kiahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19