Teny iditra kiampongaponga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan' ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31