Teny iditra (1/2) | 1 kiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] tsiny, kilema 4 [1.1] tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana |
Ohatra |
5 Tsy misy kiany itý sary itý, na dia kely aza [1.3] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 kiana |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.10] iavian' ny hoe makiana 14 [1.1] Enti-milaza toetra mora vaky. |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] fragilité, facilité à se casser, à se briser |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 18 aanky, akain, akañy, akany, anaky, anika, Ankay, ankay, inaka, kaina, kiana, nakai, nakia, niaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |