|
|
|
|

Teny iditra1  kianakisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] kilalao
Fanazavàna teny anglisy  4  [2.131] songs sung by children
Ohatra  5 
Aho re izao ny ho aia e?(Where will I go, then?)
Aho re izao ny ho an' ia e?(To whom will I return, then?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Ko so' hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
Ko hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
[2.131]
Voambolana  6  Kilalao

Fivaditsoratra  7  anakikisa, kianakisa, nakasikay, nakisakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21