Teny iditra | kiankianina (kiankiana (kiana)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahafinaritra, bikàna:
Tovovavy kely kiankianina izay no tonga tao Mora sosotra, mora mararin-teny: Olona kiankianina sarotra iarahamonina [1.1] | |
Ohatra | fa hianao tsy hantsoina intsony hoe: ikala kiankianina, ikala miangentsana.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | ianakinkiña, kiankianina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |