Teny iditra | kibon-tsahona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kibo mivelatra sy malalaka toy ny an' ny sahona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ventre de grenouille. Se disait d' un ventre large par le bas. [2.415] | |
Singan-teny | kibo ; sahona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |
![]() |