|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kidabo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  zazavavy voafofo tezain'ny vadiny [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  kidabo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  ankizy 5 - 12 taona [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  7  kidabolahy

Fivaditsoratra  8  bodika, diboka, kidabo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31