|
|
|
|

Teny iditra1  kidiadiavorona
Singan-teny  2  kidiadia, vorona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens)
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  6  kidiadiamborona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25