Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
kifika
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fanilihana maneho fandavana; fanesorana izay mitazona na misakana; loha mihodinkodina tsy manaiky izay lazaina
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
mampana
ki
fika
,
manakifiha
,
manakifika
,
mifana
ki
fika
,
mi
ki
fika
Matoantenin' ny iharana :
akifiho
,
akifika
,
voakifika
Matoantenin' ny fameno :
anaki
fi
hana
,
iki
fi
hana
Anarana :
fanaki
fi
hana
,
fanakifika
,
fikifihana
,
fikifika
,
kifi
ki
fika
,
mpanakifika
,
mpikifika
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31