|
|
|
|

Teny iditra 1  kiho
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina
21 Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 the elbow; anything with a bend in it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 coude [1.8]
Voambolana  24  Haiaina
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how kiho
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kiho, 27 kohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21