Teny iditra 1/3 | kilany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox) [1.1] | |
Teny iditra 2/3 | kilany (kilaka) | |
Sokajin-teny | anarana kilaka sy mpisolo | |
Teny iditra 3/3 | -kilany | |
Sokajin-teny | anarana hila sy hilana sy mpisolo | |
Fivaditsoratra | Ankily, kilany, kinaly, lakiny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |