Teny iditra | 1 kinajy |
Fototeny | 2 kajy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Kajina, tandremana tatratra: Nokinajiny ny fihavanana nandritra ny fiainany 5 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#304] traité avec attention, bien fait, soigné |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 voakajy |
Fivaditsoratra | 11 ikijan, jinika, kajiny, kijina, kinajy, nikajy, nikija |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |