|
|
|
|

Teny iditra1  kinejokejo
Fototeny  2  kejokejo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  voakejokejo, voakolikoly, voakojikojy; angolena, voavoky: Nokinejokejon' ny naman-dratsy izy no nahavitany izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  cajolé, suborné [1.3#320]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voakejokejo

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28