|
|
|
|

Teny iditra 1  kiniky
Fototeny  2 kiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo
8 voakepoka, lanina: Nokinikiny daholo ny lovany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ratissé, raclé, rongé, rasé, grugé [1.3#329]
Tovy hevitra  10 voakiky

Fivaditsoratra  11 kikiny, kiniky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22