|
|
|
|

Teny iditra 1  kinisoka
Fototeny  2 kisoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voakisoka, voatorotoro, voatoto: Paraky tsy nokinisoka tsara izy izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 moulu, pulvérisé: Tsy nokinisoka tsara ity paraky ity (Ce tabac n’a pas été bien pulvérisé) [1.3#337]
Tovy hevitra  9 voakisoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22