Teny iditra | kinotsa (kotsa) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakotsa, kotsaina, vonto: Nokinotsan' ny orana izahay omaly tany am-pitsangantsanganana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mouillé, trempé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakotsa | ||||||
Fivaditsoratra | antsiko, antsoky, kaontsy, kinotsa, kitsona, santoky, tsikona, tsinako, tsonika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |