Teny iditra | 1 kinotsa (kotsa) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 voakotsa, kotsaina, vonto: Nokinotsan' ny orana izahay omaly tany am-pitsangantsanganana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 mouillé, trempé [1.3#365] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 voakotsa |
Fivaditsoratra | 9 antsiko, kinotsa, kitsona, tsikona, tsinako, tsonika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |